plt_tn/mat/24/40.md

500 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manomboka milaza amin'ireo mpianany mba ho vonona amin'ny fiverenany i Jesosy.

Avy eo

Rehefa tonga ny Zanak'Olona.

ny iray ho raisina, ary ny iray ho avela

Ireo mety ho dikany dia 1) haka ny iray ho any an-danitra ny Zanak'Olona ary hamela ny anankiray eto an-tany ho amin'ny famaizana na 2) haka ny iray ho amin'ny famaizana ireo anjely ary hamela ilay hafa ho amin'ny fitahiana.

Noho izany

"Noho izay nolazaiko taminareo"

miambena

"mitandrema"