# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manomboka milaza amin'ireo mpianany mba ho vonona amin'ny fiverenany i Jesosy. # Avy eo Rehefa tonga ny Zanak'Olona. # ny iray ho raisina, ary ny iray ho avela Ireo mety ho dikany dia 1) haka ny iray ho any an-danitra ny Zanak'Olona ary hamela ny anankiray eto an-tany ho amin'ny famaizana na 2) haka ny iray ho amin'ny famaizana ireo anjely ary hamela ilay hafa ho amin'ny fitahiana. # Noho izany "Noho izay nolazaiko taminareo" # miambena "mitandrema"