plt_tn/mat/24/19.md

515 B

amin'izany andro izany

"amin'izany fotoana izany"

hitranga ny fandosiranareo

"mba tsy handositra" na "mba tsy hitsoaka"

ririnina

"ilay vanim-potoana mangatsiaka"

Raha tsy afohezina ireo andro ireo, dia tsy hisy nofo ho vonjena

Azo atao hoe DH: "Raha tsy afohezin'Andriamanitra ny andron'ny fahoriana, dia ho faty avokoa ny olon-drehetra"

nofo

"olona." Eto ny hoe "nofo" dia fomba kanto ilazana ny olona.

afohezina ireo andro ireo

Azo adika hoe "Andriamanitra hanafohy ny andron'ny fahoriana"