plt_tn/mat/24/19.md

24 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# amin'izany andro izany
"amin'izany fotoana izany"
# hitranga ny fandosiranareo
"mba tsy handositra" na "mba tsy hitsoaka"
# ririnina
"ilay vanim-potoana mangatsiaka"
# Raha tsy afohezina ireo andro ireo, dia tsy hisy nofo ho vonjena
Azo atao hoe DH: "Raha tsy afohezin'Andriamanitra ny andron'ny fahoriana, dia ho faty avokoa ny olon-drehetra"
# nofo
"olona." Eto ny hoe "nofo" dia fomba kanto ilazana ny olona.
# afohezina ireo andro ireo
Azo adika hoe "Andriamanitra hanafohy ny andron'ny fahoriana"