plt_tn/mat/22/25.md

363 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mametra-panontaniana amin'i Jesosy ireo Sadoseo.

Taorian'izy rehetra ireo

"Taorian'ny nahafatesan'ireo mpirahalahy rehetra''

Ary

Eto ireo Sadoseo dia mamadika ny tantara momba ireo mpirahalahy fito makany amin'ny tena fanontanian'izy ireo.

amin'ny fitsanganan'ny maty

"rehefa velona indray ireo olona maty"