plt_tn/mat/22/25.md

16 lines
363 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy mametra-panontaniana amin'i Jesosy ireo Sadoseo.
# Taorian'izy rehetra ireo
"Taorian'ny nahafatesan'ireo mpirahalahy rehetra''
# Ary
Eto ireo Sadoseo dia mamadika ny tantara momba ireo mpirahalahy fito makany amin'ny tena fanontanian'izy ireo.
# amin'ny fitsanganan'ny maty
"rehefa velona indray ireo olona maty"