plt_tn/mat/21/23.md

493 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no fiantombohan'ny tantara momba ny fanadihadian'ireo mpitarika fivavahana ny amin'ny fahefan'i Jesosy.

niditra tao an-tempoly

Ny hevitra ambadik'izany dia tsy tena niditra tao amin'ny tempoly i Jesosy. Teo amin'ny tokotany manodidina ny tempoly izy no niditra.

ireny zavatra ireny

Maneho ny fampianarana sy fanasitranan'i Jesosy tao an-tempoly io. Mety ho maneho ny fandroahan'i Jesosy ireo mpividy sy mpivarotra ny omalin'io ihany koa izany.