# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no fiantombohan'ny tantara momba ny fanadihadian'ireo mpitarika fivavahana ny amin'ny fahefan'i Jesosy. # niditra tao an-tempoly Ny hevitra ambadik'izany dia tsy tena niditra tao amin'ny tempoly i Jesosy. Teo amin'ny tokotany manodidina ny tempoly izy no niditra. # ireny zavatra ireny Maneho ny fampianarana sy fanasitranan'i Jesosy tao an-tempoly io. Mety ho maneho ny fandroahan'i Jesosy ireo mpividy sy mpivarotra ny omalin'io ihany koa izany.