20 lines
519 B
Markdown
20 lines
519 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
|
|
|
|
# Rehefa nahavoaray
|
|
|
|
"Rehefa nandray ... ireo mpiasa izay niasa ela indrindra"
|
|
|
|
# tompon-tany
|
|
|
|
"ilay tompon'ny tanim-boaloboka"
|
|
|
|
# nampitovianao taminay izy ireo
|
|
|
|
"nomenao karama mitovy amin'ny habetsaky ny vola nomenao anay izy ireo"
|
|
|
|
# izahay izay nizaka ny vesatry ny tontolo andro
|
|
|
|
Ny fehezanteny hoe "nizaka ny vesatry ny tontolo andro" dia fomba fiteny izay midika fa niasa mafy nodanihin'ny hain'andro nandritra ny andro tontolo izy ireo.
|