plt_tn/mat/20/11.md

519 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy.

Rehefa nahavoaray

"Rehefa nandray ... ireo mpiasa izay niasa ela indrindra"

tompon-tany

"ilay tompon'ny tanim-boaloboka"

nampitovianao taminay izy ireo

"nomenao karama mitovy amin'ny habetsaky ny vola nomenao anay izy ireo"

izahay izay nizaka ny vesatry ny tontolo andro

Ny fehezanteny hoe "nizaka ny vesatry ny tontolo andro" dia fomba fiteny izay midika fa niasa mafy nodanihin'ny hain'andro nandritra ny andro tontolo izy ireo.