plt_tn/mat/18/32.md

16 lines
379 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy.
# Avy eo niantso azy ny tompon'io mpanompo io
"Avy eo dia niantso ilay mpanompo voalohany ny mpanjaka"
# ianao nitalaho tamiko
"niangavy tamiko ianao"
# Tsy tokony hanana ... taminao?
Mampiasa fanontaniana ny mpanjaka mba hibedesana ilay mpanompo. DH: "Tokony nanana ... taminao!"