plt_tn/mat/18/32.md

379 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy.

Avy eo niantso azy ny tompon'io mpanompo io

"Avy eo dia niantso ilay mpanompo voalohany ny mpanjaka"

ianao nitalaho tamiko

"niangavy tamiko ianao"

Tsy tokony hanana ... taminao?

Mampiasa fanontaniana ny mpanjaka mba hibedesana ilay mpanompo. DH: "Tokony nanana ... taminao!"