plt_tn/mat/16/11.md

622 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy mampitandrina ireo mpianany ny amin'ireo Fariseo sy Sadoseo i Jesosy.

Ahoana no tsy ahazoanareo fa tsy momban'ny mofo no nolazaiko anareo?

Mampiasa io fanontaniana io i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra. DH: "Tokony ho azonareo fa tsy tena niresaka momba ny mofo Aho akory"

masirasiran'ireo Fariseo sy Sadoseo

Eto ny "masirasira" dia maneho hevitra ratsy na fampianaran-diso. Adikao hoe "masirasira" ary aza azavaina ao amin'ny fandikan-teninao ny dikany. Ao amin'ny 16:12 dia ho azon'ireo mpianatra ny dikany.

izy ireo ... azy ireo

Manondro ireo mpianatra ireo.