# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mampitandrina ireo mpianany ny amin'ireo Fariseo sy Sadoseo i Jesosy. # Ahoana no tsy ahazoanareo fa tsy momban'ny mofo no nolazaiko anareo? Mampiasa io fanontaniana io i Jesosy mba hananarana ireo mpianatra. DH: "Tokony ho azonareo fa tsy tena niresaka momba ny mofo Aho akory" # masirasiran'ireo Fariseo sy Sadoseo Eto ny "masirasira" dia maneho hevitra ratsy na fampianaran-diso. Adikao hoe "masirasira" ary aza azavaina ao amin'ny fandikan-teninao ny dikany. Ao amin'ny 16:12 dia ho azon'ireo mpianatra ny dikany. # izy ireo ... azy ireo Manondro ireo mpianatra ireo.