plt_tn/mat/15/36.md

349 B

Nandray

"Nanolotra ny tanany i Jesosy.'' Tsy hoe nangalatra ireo akory.

nanolotra ireo

"nanolotra ireo mofo sy hazandrano"

nanangona

"nahangona ... ireo mpianatra" na "nisy olona nanangona"

Ireo izay nihinana

"Ireo olona nihinana"

efatra arivo lahy

"4,000 lahy"

Magadana

Indraindray dia antsoina hoe "Magadala" io faritra io.