# Nandray "Nanolotra ny tanany i Jesosy.'' Tsy hoe nangalatra ireo akory. # nanolotra ireo "nanolotra ireo mofo sy hazandrano" # nanangona "nahangona ... ireo mpianatra" na "nisy olona nanangona" # Ireo izay nihinana "Ireo olona nihinana" # efatra arivo lahy "4,000 lahy" # Magadana Indraindray dia antsoina hoe "Magadala" io faritra io.