plt_tn/luk/24/45.md

20 lines
738 B
Markdown

# Ary nosokafany ny sain'izy ireo, mba hazoan'izy ireo ny Soratra Masina
Ny ''manokatra saina'' dia fomba fiteny izay midika hoe manafaka olona iray hatakatra. DH: ''Avy eo nafahany hatakatra ny Soratra Masina izy ireo''
# Izao no voasoratra
DH: ''Izao no nosoratan'ny olona efa ela''
# Fibebahana sy famelan-keloka no tokony ho toriana amin'ny anarany any amin'ny firenena rehetra
DH: ''Ireo mpanara-dia ny Mesia dia tokony hitory amin'ny rehetra eny rehetra eny fa mila mibebaka sy mila ny famelan'Andriamanitra ny helony izy ireo amin'ny alalan'i Jesosy.''
# amin'ny anarany
Eto ny ''anarana'' dia maneho ny fahefany. DH: ''amin'ny fahefan'i Jesosy''
# firenena rehetra
''ireo foko rehetra'' na ''ireo vondron'olona rehetra''