plt_tn/luk/24/15.md

8 lines
459 B
Markdown

# Ary
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ilay tranga. Izany dia manomboka amin'i Jesosy nanatona azy ireo. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina.
# ny mason'izy ireo dia nosakanana mba tsy hahafantatra Azy
Ny fahaizan'ireo lehilahy hahafantatra an'i Jesosy dia noresahina toy ny hoe fahaizan'ny mason'izy ireo hahafantatra Azy. DH: ''nisy zavatra nisakana azy ireo ka tsy afaka nahafantatra Azy izy ireo''