plt_tn/luk/24/15.md

459 B

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ilay tranga. Izany dia manomboka amin'i Jesosy nanatona azy ireo. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina.

ny mason'izy ireo dia nosakanana mba tsy hahafantatra Azy

Ny fahaizan'ireo lehilahy hahafantatra an'i Jesosy dia noresahina toy ny hoe fahaizan'ny mason'izy ireo hahafantatra Azy. DH: ''nisy zavatra nisakana azy ireo ka tsy afaka nahafantatra Azy izy ireo''