16 lines
820 B
Markdown
16 lines
820 B
Markdown
# Fa izany hafatra izany dia toy ny resaka tsy nisy dikany tamin'ireo apostoly
|
|
|
|
''Fa ireo apostoly nieritreritra fa izay rehetra nolazain'ireo ny vehivavy dia resaka tsy misy dikany''
|
|
|
|
# Kanefa nitsangana Petera
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia mampifanohitra an'i Petera amin'ireo apostoly hafa. Izy dia tsy nieritreritra izay nolazain'ilay vehivavy, fa nihazakazaka nankany amin'ny fasana hijery mihintsy izy.
|
|
|
|
# niondrika
|
|
|
|
Ny fasana nopotehina tamin'ny vatolampy dia tena iva kely. Nila niondrika Petera mba hahitana ny ao anatin'ny fasana.
|
|
|
|
# ireo lambam-paty nitokana
|
|
|
|
''ireo lambam-paty fostiny.'' Ity dia maneho ny lamba izay nandrakofana ny vatan'i Jesosy tamin'Izy nalevina tao amin'ny 23:52. Ity dia milaza fa tsy tao ny vatan'i Jesosy. DH: ''ilay hariry madinika izay namonosana ny vatan'i Jesosy, fa tsy tao Jesosy.
|