plt_tn/luk/24/11.md

820 B

Fa izany hafatra izany dia toy ny resaka tsy nisy dikany tamin'ireo apostoly

''Fa ireo apostoly nieritreritra fa izay rehetra nolazain'ireo ny vehivavy dia resaka tsy misy dikany''

Kanefa nitsangana Petera

Ity fehezanteny ity dia mampifanohitra an'i Petera amin'ireo apostoly hafa. Izy dia tsy nieritreritra izay nolazain'ilay vehivavy, fa nihazakazaka nankany amin'ny fasana hijery mihintsy izy.

niondrika

Ny fasana nopotehina tamin'ny vatolampy dia tena iva kely. Nila niondrika Petera mba hahitana ny ao anatin'ny fasana.

ireo lambam-paty nitokana

''ireo lambam-paty fostiny.'' Ity dia maneho ny lamba izay nandrakofana ny vatan'i Jesosy tamin'Izy nalevina tao amin'ny 23:52. Ity dia milaza fa tsy tao ny vatan'i Jesosy. DH: ''ilay hariry madinika izay namonosana ny vatan'i Jesosy, fa tsy tao Jesosy.