plt_tn/luk/24/06.md

20 lines
718 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny firesahan'ireo anjely tamin'ireo vehivavy.
# fa efa natsangana
''natao velona indray Izy!'' DH: ''satria Andriamanitra namelona Azy indray!''
# anareo
Ity dia maneho ireo vehivavy sy mety ireo mpianatra sasany koa fanampin'izany.
# ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hatolotra ho eo an-tanan'ny olona mpanota ka ho fantsihana
Ny teny hoe ''tsy maintsy'' dia midika fa zavatra izay tena hitranga ity satria Andriamanitra efa nanapa-kevitra fa hitranga izany. DH: ''nilaina ny nanoloran'izy ireo ny Zanak'Olona eo an-tanan'ny olona mpanota mba afahan'izy ireo mamantsika Azy amin'ny hazofijaliana.''
# eo an-tanan'ny
Eto ny ''tanana'' dia maneho ny hery na fifehezana.