# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny firesahan'ireo anjely tamin'ireo vehivavy. # fa efa natsangana ''natao velona indray Izy!'' DH: ''satria Andriamanitra namelona Azy indray!'' # anareo Ity dia maneho ireo vehivavy sy mety ireo mpianatra sasany koa fanampin'izany. # ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hatolotra ho eo an-tanan'ny olona mpanota ka ho fantsihana Ny teny hoe ''tsy maintsy'' dia midika fa zavatra izay tena hitranga ity satria Andriamanitra efa nanapa-kevitra fa hitranga izany. DH: ''nilaina ny nanoloran'izy ireo ny Zanak'Olona eo an-tanan'ny olona mpanota mba afahan'izy ireo mamantsika Azy amin'ny hazofijaliana.'' # eo an-tanan'ny Eto ny ''tanana'' dia maneho ny hery na fifehezana.