plt_tn/luk/23/03.md

551 B

Pilato nanontany Azy

''Pilato nanontany an'i Jesosy''

Voalazanao

Ity dia fomba fiteny izay midika fa marina ilay fnambarana. DH: ''Marina ny lazainao'' na ''araka izay nanontanianao Ahy izany''

Tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity aho

''Tsy hitako meloka na amin'ny inona na inona ity lehilahy ity''

Manakorontana

''miteraka korontana eo amin'ny''

manomboka avy any Galilia na hatrety amin'ity toerana ity aza

Afaka atao ho fehezanteny vaovao ity. DH: '''Nanomboka nanakorontana tao Galilia Izy ary izao manakorontana ety''