# Pilato nanontany Azy ''Pilato nanontany an'i Jesosy'' # Voalazanao Ity dia fomba fiteny izay midika fa marina ilay fnambarana. DH: ''Marina ny lazainao'' na ''araka izay nanontanianao Ahy izany'' # Tsy mahita fahadisoana amin'ity lehilahy ity aho ''Tsy hitako meloka na amin'ny inona na inona ity lehilahy ity'' # Manakorontana ''miteraka korontana eo amin'ny'' # manomboka avy any Galilia na hatrety amin'ity toerana ity aza Afaka atao ho fehezanteny vaovao ity. DH: '''Nanomboka nanakorontana tao Galilia Izy ary izao manakorontana ety''