plt_tn/luk/22/59.md

1019 B

nanizingizina sy niteny hoe

''niteny mafy''

Marina fa niaraka taminy ity lehilahy ity

Eto ny ''lehilahy'' dia maneho an'i Petera. Mety tsy fantatr'ilay niteny ny arana'i Petera.

izy dia Galiliana

Mety niteny ilay lehilahy hoe Galiliana Petera nohon'ny fomba firesany.

Ry lehilahy

Tsy fantatr'i Petera ny anaran'ilay lehilahy. Tsy naniratsira azy izy tamin'ny fiantsoana azy hoe ''ry lehilahy.'' Raha mihevitra ny olona hoe naniratsira azy izy, dia afaka mampiasa fomba ara-kolontsina iray azo ekena ho an'ny lehilahy miresaka amin'ny lehilahy izay tsy fantany ianao. Jereo ny fomba nandikao izany tao amin'ny 22:56.

tsy fantatro izay teneninao

''tsy fantatro izay resahanao.'' Ity fomba fiteny ity dia midika fa tsy miombon-kevitra tanteraka amin'ilay lehilahy Petera. DH: ''tsy marina izay lazainao'' na ''diso tanteraka ny lazainao''

raha mbola niteny izy

''raha mbola niteny Petera''

dia nisy akoho naneno

Ny akoho lahy dia maneno mialohan'ny fiposahan'ny masoandro amin'ny maraina foana.