plt_tn/luk/22/52.md

28 lines
926 B
Markdown

# Tonga toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy?
''Tonga miaraka amin'ny sabatra sy langilangy ve ianareo satria heverinareo fa mpangalatra Aho?'' Jesosy mampiasa fanontaniana mba hibedesana ireo Jiosy mpitarika. DH: "'Fantatrareo fa tsy mpangalatra Aho, nefa tonga aty amaiko miaraka amin'ny sabatra sy langilangy ianareo''
# Tamin'Izaho niaraka taminareo isan'andro
''teo aminareo Aho isan'andro''
# tao an-tempoly
Ireo mpisorona ihany no miditra ao an-tempoly. DH: ''teo an-kianjan'ny tempoly''
# tsy nisambotra Ahy ianareo
Ity fomba fiteny ity dia maneho ny olona mampihatra fahefana amin'ireo mpianatra.
# oranareo
''fotoanaeo'' na ''ora hietsehanareo''
# sy ny fahefan'ny aizina
DH: ''sy ny fotoanan'ny fahefan'ny haizina''
# fahefan'ny haizina
Ity dia maneho ny mpanapaka ratsy, Satana. DH: ''ny fotoanan'ny mpanapaky ny haizina'' na ''fotoana hietsehan'ny Satana''