plt_tn/luk/22/52.md

926 B

Tonga toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy?

''Tonga miaraka amin'ny sabatra sy langilangy ve ianareo satria heverinareo fa mpangalatra Aho?'' Jesosy mampiasa fanontaniana mba hibedesana ireo Jiosy mpitarika. DH: "'Fantatrareo fa tsy mpangalatra Aho, nefa tonga aty amaiko miaraka amin'ny sabatra sy langilangy ianareo''

Tamin'Izaho niaraka taminareo isan'andro

''teo aminareo Aho isan'andro''

tao an-tempoly

Ireo mpisorona ihany no miditra ao an-tempoly. DH: ''teo an-kianjan'ny tempoly''

tsy nisambotra Ahy ianareo

Ity fomba fiteny ity dia maneho ny olona mampihatra fahefana amin'ireo mpianatra.

oranareo

''fotoanaeo'' na ''ora hietsehanareo''

sy ny fahefan'ny aizina

DH: ''sy ny fotoanan'ny fahefan'ny haizina''

fahefan'ny haizina

Ity dia maneho ny mpanapaka ratsy, Satana. DH: ''ny fotoanan'ny mpanapaky ny haizina'' na ''fotoana hietsehan'ny Satana''