plt_tn/luk/22/28.md

864 B

izay nanohy niaraka tamiko tao amin'ny fakam-panahy nianjady tamiko

''nijanona niaraka tamiko nandritr'ireo toloko''

Omeko fanjakana ianareo, tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy

DH: ''Tahaka ny nanomezan'ny Raiko fanjakana ho Ahy, dia omeko anareo izany''

Omeko fanjakana ianareo

''Hataoko mpanapaka ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra ianareo'' na ''Omeko fahefana hanapaka oa amin'ny fanjakana ianareo'' na ''ho ataoko mpanjaka ianareo''

tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy

''tahaka ny nanomezan'ny Raiko Ahy fahefana hanapaka toy ny mpanjaka ao amin'ny fanjakany''

hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana ianareo

Ireo mpanjaka dia mipetraka amin'ny seza fiandrinana. Ny fipetrahana amin'ny seza fiandrianana dia mariky ny fanapahana. DH: ''hiasa toy ireo mpanjaka ianareo'' na ''hanao ny asan'ireo mpanjaka ianareo''