# izay nanohy niaraka tamiko tao amin'ny fakam-panahy nianjady tamiko ''nijanona niaraka tamiko nandritr'ireo toloko'' # Omeko fanjakana ianareo, tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy DH: ''Tahaka ny nanomezan'ny Raiko fanjakana ho Ahy, dia omeko anareo izany'' # Omeko fanjakana ianareo ''Hataoko mpanapaka ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra ianareo'' na ''Omeko fahefana hanapaka oa amin'ny fanjakana ianareo'' na ''ho ataoko mpanjaka ianareo'' # tahaka ny Raiko koa izay nanome fanjakana ho Ahy ''tahaka ny nanomezan'ny Raiko Ahy fahefana hanapaka toy ny mpanjaka ao amin'ny fanjakany'' # hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana ianareo Ireo mpanjaka dia mipetraka amin'ny seza fiandrinana. Ny fipetrahana amin'ny seza fiandrianana dia mariky ny fanapahana. DH: ''hiasa toy ireo mpanjaka ianareo'' na ''hanao ny asan'ireo mpanjaka ianareo''