plt_tn/luk/22/24.md

16 lines
399 B
Markdown

# Dia nisy fifandirana nitranga teo amin'izy ireo
'''Avy eo ireo apostoly nanomboka niady hevitra teo amin'izy ireo''
# heverina ho lehibe indrindra amin'izy ireo
DH: ''izay eritreretin'ny olona ho manan-danja indrindra''
# Niteny tamin'izy ireo Izy hoe
''Jesosy niteny tamin'ireo apostoly''
# tompon'izy ireo
''manjaka mafy amin'ireo Jentilisa'' na ''tia mampihatra fahefana amin'izy ireo''