plt_tn/luk/22/24.md

399 B

Dia nisy fifandirana nitranga teo amin'izy ireo

'''Avy eo ireo apostoly nanomboka niady hevitra teo amin'izy ireo''

heverina ho lehibe indrindra amin'izy ireo

DH: ''izay eritreretin'ny olona ho manan-danja indrindra''

Niteny tamin'izy ireo Izy hoe

''Jesosy niteny tamin'ireo apostoly''

tompon'izy ireo

''manjaka mafy amin'ireo Jentilisa'' na ''tia mampihatra fahefana amin'izy ireo''