plt_tn/luk/22/21.md

20 lines
502 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany.
# Fa ny Zanak'Olona dia mandeha tokoa
''Fa handeha tokoa ny Zanak'Olona'' na ''Fa ho faty ny Zanak'Olona''
# ny Zanak'Olona
Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''
# araka izay voatendry
DH: ''araka izay voatendrin'Andriamanitra'' na ''araka ny nomanin'Andriamanitra''
# Fa loza ho an'izany lehilahy izay hamadika Azy izany!
DH: ''Fa loza ho an'ilay lehilahy izay mamadika ny Zanak'Olona!''