# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianany. # Fa ny Zanak'Olona dia mandeha tokoa ''Fa handeha tokoa ny Zanak'Olona'' na ''Fa ho faty ny Zanak'Olona'' # ny Zanak'Olona Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona'' # araka izay voatendry DH: ''araka izay voatendrin'Andriamanitra'' na ''araka ny nomanin'Andriamanitra'' # Fa loza ho an'izany lehilahy izay hamadika Azy izany! DH: ''Fa loza ho an'ilay lehilahy izay mamadika ny Zanak'Olona!''