plt_tn/luk/22/10.md

660 B

Namaly azy ireo Izy

''Jesosy namaly an'i Petera sy Jaona''

Henoy

Jesosy nampiasa ity mba hilazana azy ireo hifantoka tsara sy hanao araka izay lazainy azy ireo.

hisy lehilahy iray mitondra sisin-drano hifanena aminareo

''ianareo dia hahita lehilahy iray mitondra sisin-drano''

mitondra sisin-drano

''mitondra tavoara misy rano.'' Mety nentiny teo an-tsorony ilay tavoara.

Manaraha azy any amin'izay trano idirany

''Manaraha azy, ary midira ao amin'ilay trano''

Ny mpampianatra milaza aminao

Ity dia manomboka teny mivantana izay ilazan'i Jesosy ireo mpianatra izay tokony lazain'izy ireo.

Ny mpampianatra

Ity dia maneho an'i Jesosy.