# Namaly azy ireo Izy ''Jesosy namaly an'i Petera sy Jaona'' # Henoy Jesosy nampiasa ity mba hilazana azy ireo hifantoka tsara sy hanao araka izay lazainy azy ireo. # hisy lehilahy iray mitondra sisin-drano hifanena aminareo ''ianareo dia hahita lehilahy iray mitondra sisin-drano'' # mitondra sisin-drano ''mitondra tavoara misy rano.'' Mety nentiny teo an-tsorony ilay tavoara. # Manaraha azy any amin'izay trano idirany ''Manaraha azy, ary midira ao amin'ilay trano'' # Ny mpampianatra milaza aminao Ity dia manomboka teny mivantana izay ilazan'i Jesosy ireo mpianatra izay tokony lazain'izy ireo. # Ny mpampianatra Ity dia maneho an'i Jesosy.