plt_tn/luk/22/03.md

435 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fiantombohan'ny hetsika ao amin'ity fizaran'ny tantara ity.

Satana niditra tamin'i Jodasy Iskariota

Ity dia mety mifanakaiky amin'ny fisian'ny demonia.

lohan'ny mpisorona

''ireo mpitarika ny mpisorona''

kapiteny

''manam-pahefana amin'ireo mpiambina ny tempoly''

ny fomba hamadiahany an'i Jesosy eo amin'izy ireo

''ny fomba afahany manampy azy ireo hisambotra an'i Jesosy''