plt_tn/luk/22/03.md

20 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fiantombohan'ny hetsika ao amin'ity fizaran'ny tantara ity.
# Satana niditra tamin'i Jodasy Iskariota
Ity dia mety mifanakaiky amin'ny fisian'ny demonia.
# lohan'ny mpisorona
''ireo mpitarika ny mpisorona''
# kapiteny
''manam-pahefana amin'ireo mpiambina ny tempoly''
# ny fomba hamadiahany an'i Jesosy eo amin'izy ireo
''ny fomba afahany manampy azy ireo hisambotra an'i Jesosy''