plt_tn/luk/21/25.md

881 B

Ho tra-pahoriana ireo firenena

Eto ny ''firenena'' dia maneho ny olona ao amin'izany. DH: ''ho tra-pahoriana ny olona ao amin'ireo firenena'' na ''hitaintaina ny olona ao amin'ireo firenena''

hitaintaina nohon'ny eron-dranomasina sy ireo onja

'''satria izay ireo dia very hevitra amin'ny eron-dranomasina sy ireo onja'' na ''ary ny tabataba mafin'ny ranomasina sy ny onjany dia hampatahotra ny olona.''

ireo zavatra izay ho avy eto an-tany

''ireo zavatra izay hitranga eto amin'izao tontolo izao'' na ''ireo zavatra izay hitranga amin'izao tontolo izao''

Fa ho voaozongozona ny herin'ny lanitra

Ireo dika azo heverina: 1) ireo zavatra any an-danitra toy ny masoandro, volana, ary kintana dia tsy hietsika amin'ny tena fomba fandehan'izy ireo. DH: ''Andriamanitra hanozongozona ireo zavatra manan-kery any an-danitra'' na 2) ho ory ireo fanahy mahery any an-danitra.