# Ho tra-pahoriana ireo firenena Eto ny ''firenena'' dia maneho ny olona ao amin'izany. DH: ''ho tra-pahoriana ny olona ao amin'ireo firenena'' na ''hitaintaina ny olona ao amin'ireo firenena'' # hitaintaina nohon'ny eron-dranomasina sy ireo onja '''satria izay ireo dia very hevitra amin'ny eron-dranomasina sy ireo onja'' na ''ary ny tabataba mafin'ny ranomasina sy ny onjany dia hampatahotra ny olona.'' # ireo zavatra izay ho avy eto an-tany ''ireo zavatra izay hitranga eto amin'izao tontolo izao'' na ''ireo zavatra izay hitranga amin'izao tontolo izao'' # Fa ho voaozongozona ny herin'ny lanitra Ireo dika azo heverina: 1) ireo zavatra any an-danitra toy ny masoandro, volana, ary kintana dia tsy hietsika amin'ny tena fomba fandehan'izy ireo. DH: ''Andriamanitra hanozongozona ireo zavatra manan-kery any an-danitra'' na 2) ho ory ireo fanahy mahery any an-danitra.