plt_tn/luk/20/25.md

591 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no faran'ity hetsika momban'ireo mpitsikilo ity sy ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 20:1.

Hoy Izy tamin'izy ireo hoe

''Avy eo Jesosy niteny azy ireo''

Kaisara

Eto ny ''Kaisara'' dia maneho ny fanjakana Romana.

an'Andriamanitra

''ary omeo an'Andriamanitra''

Tsy nahita tsiny tamin'izay nolazainy izy ireo

''ireo mpitsikilo dia tsy nahita na inona na inona diso tamin'izay nolazainy''

fa dia nitolagaga tamin'ny valin-teniny ka nangina

''fa talanjona tamin'ny valin-teniny izy ireo ary tsy niteny na inona na inona''