plt_tn/luk/20/25.md

24 lines
591 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no faran'ity hetsika momban'ireo mpitsikilo ity sy ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 20:1.
# Hoy Izy tamin'izy ireo hoe
''Avy eo Jesosy niteny azy ireo''
# Kaisara
Eto ny ''Kaisara'' dia maneho ny fanjakana Romana.
# an'Andriamanitra
''ary omeo an'Andriamanitra''
# Tsy nahita tsiny tamin'izay nolazainy izy ireo
''ireo mpitsikilo dia tsy nahita na inona na inona diso tamin'izay nolazainy''
# fa dia nitolagaga tamin'ny valin-teniny ka nangina
''fa talanjona tamin'ny valin-teniny izy ireo ary tsy niteny na inona na inona''