plt_tn/luk/20/01.md

320 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo lohan'ny mpisorona, mpisoronabe, ary loholona dia nametra-panontaniana an'i Jesosy tao an-tempoly.

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

tao amin'ny tempoly

''tao an-kianjan'ny tempoly'' na ''tao an-tempoly''