# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo lohan'ny mpisorona, mpisoronabe, ary loholona dia nametra-panontaniana an'i Jesosy tao an-tempoly. # Ary Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # tao amin'ny tempoly ''tao an-kianjan'ny tempoly'' na ''tao an-tempoly''