plt_tn/luk/19/29.md

24 lines
865 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Jesosy manatona an'i Jerosalema.
# Ary
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina.
# nony tonga teo akaik'i Betifaga Izy
Ny teny hoe ''Izy'' dia maneho an'i Jesosy. Ireo mpianany koa dia niaraka taminy.
# Betifaga
Betifaga dia tanàna iray any amin'ny tendrombohitr'Oliva, izay manerana ny lohasahan'i Kidrona avy any Jerosalema.
# mbola tsy notaingenan'olona mihintsy
DH: ''izay tsy mbola nisy nitaingina''
# Raha misy manontany anareo hoe ... ilàn'ny Tompo azy
Jesosy milaza ireo mpianatra ny fomba hamaliana fanontaniana izay tsy mbola nanontaniana. Na dia izany aza, ny olona ao amin'ny tanàna dia hametraka izany fanontaniana izany tsy ho ela.