plt_tn/luk/19/29.md

865 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Jesosy manatona an'i Jerosalema.

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina.

nony tonga teo akaik'i Betifaga Izy

Ny teny hoe ''Izy'' dia maneho an'i Jesosy. Ireo mpianany koa dia niaraka taminy.

Betifaga

Betifaga dia tanàna iray any amin'ny tendrombohitr'Oliva, izay manerana ny lohasahan'i Kidrona avy any Jerosalema.

mbola tsy notaingenan'olona mihintsy

DH: ''izay tsy mbola nisy nitaingina''

Raha misy manontany anareo hoe ... ilàn'ny Tompo azy

Jesosy milaza ireo mpianatra ny fomba hamaliana fanontaniana izay tsy mbola nanontaniana. Na dia izany aza, ny olona ao amin'ny tanàna dia hametraka izany fanontaniana izany tsy ho ela.