plt_tn/luk/19/26.md

20 lines
643 B
Markdown

# Izaho miteny aminareo
Ilay mpanjaka no miteny eto. Ny mpandika teny sasany dia mety hanomboka ity andininy ity amin'ny hoe ''Ary ilay mpanjaka namaly hoe: 'Lazaiko aminareo''' na ''Fa hoy ny mpanjaka hoe: 'Izao no lazaiko anareo'''
# izay rehetra manana
DH: ''izay rehetra mampiasa tsara ny vola homena azy'' na ''izay rehetra mampiasa tsara ny vola nomeko azy''
# dia homena mihoatra
DH: ''homeho mihoatra izy''
# fa izay tsy manana
Ity dia milaza fa ny antony tsay nananany vola dia satria tsy nampiasainy am-pahatokiana ny farantsany. DH: ''ny olona tsy nampiasa tsara izay nomeko azy''
# dia ho alaina
DH: ''ho alaiko aminy''