plt_tn/luk/19/26.md

643 B

Izaho miteny aminareo

Ilay mpanjaka no miteny eto. Ny mpandika teny sasany dia mety hanomboka ity andininy ity amin'ny hoe ''Ary ilay mpanjaka namaly hoe: 'Lazaiko aminareo''' na ''Fa hoy ny mpanjaka hoe: 'Izao no lazaiko anareo'''

izay rehetra manana

DH: ''izay rehetra mampiasa tsara ny vola homena azy'' na ''izay rehetra mampiasa tsara ny vola nomeko azy''

dia homena mihoatra

DH: ''homeho mihoatra izy''

fa izay tsy manana

Ity dia milaza fa ny antony tsay nananany vola dia satria tsy nampiasainy am-pahatokiana ny farantsany. DH: ''ny olona tsy nampiasa tsara izay nomeko azy''

dia ho alaina

DH: ''ho alaiko aminy''