plt_tn/luk/18/22.md

690 B

Rehefa naheno izany Jesosy

''rehefa naheno ilay lehilahy niteny izany Jesosy''

niteny taminy hoe

''namaly azy Izy hoe''

zavatra iray no tsy ampy aminao

''mbola mila manao zavatra iray fanampiny ianao'' nan ''Misy zavatra iray mbola tsy vitanao''

mivarotra izay rehetra hanananao

''mivarotra ny fanananao rehetra'' na ''mivarotra ny zavatra rehetra izay anao''

mizara izany amin'ny mahantra

''manome ilay vola ho an'ny olona mahantra''

hanana harena any an-danitra ianao

Ny ''harena any an-danitra'' eto dia maneho ny fitahian'Andriamanitra. DH: ''hanana ny fitahian' Andriamanitra any an-danitra ianao''

avia, manaraha Ahy

''ndeha hanaraka Ahy toy ny mpianatro''