plt_tn/luk/18/22.md

28 lines
690 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rehefa naheno izany Jesosy
''rehefa naheno ilay lehilahy niteny izany Jesosy''
# niteny taminy hoe
''namaly azy Izy hoe''
# zavatra iray no tsy ampy aminao
''mbola mila manao zavatra iray fanampiny ianao'' nan ''Misy zavatra iray mbola tsy vitanao''
# mivarotra izay rehetra hanananao
''mivarotra ny fanananao rehetra'' na ''mivarotra ny zavatra rehetra izay anao''
# mizara izany amin'ny mahantra
''manome ilay vola ho an'ny olona mahantra''
# hanana harena any an-danitra ianao
Ny ''harena any an-danitra'' eto dia maneho ny fitahian'Andriamanitra. DH: ''hanana ny fitahian' Andriamanitra any an-danitra ianao''
# avia, manaraha Ahy
''ndeha hanaraka Ahy toy ny mpianatro''